TONONKIRA Efa zatra nisy anao ka nanjary nangina irery mba miangavy raha azo atao miverena aza avela ho very eee Nijanona niodina mihintsy ny tany vao naharay ilay hafatra omaly ny foko nidoboka mafy tsy nahatsiaro tena nandraiky narary saika tsy nino aho fa ny saiko nanda lazaiko fa nofy fa kay tena izy ilay hoe tapitra eto ny tantaratsika sy ialahy nanontany tena aho hoe inona ny antony, nisy ratsy nataoko ve? fa eto aho hifoana aminao raha mba mety fa efa tapi-dalakaleha aiza ho aiza amin'izao ilay fitiavana feno hamamiana niarahana niaina tsisy fampitandremana akory fa ianao no manapaka izaho miala miaina tsy zaka, fa mavesatra loatra amin'ahy ilay tsika hifandao sarotra be ny hanadino anao, tsy eken'ny foko ilay hoe andeha hamadika pejy vaovao asa enao raha mahare ny antsoantsoko aty ry malala mba miangavy farany aza atositosika fa tena mila ho lasa adala. Efa zatra nisy anao ka nanjary nangina irery mba miangavy raha azo atao miverena aza avela ho very fa sarotra amiko ny anadino ireo lasa tsy tantiko ny ahita anao eny an-kafa tsy mahasaraka anao, fa hanaraka anao dia fitia vaovao no omeko anao aaa Efa lany aminao ny fitiavako, tsisy ambiny tsisy tavela ny asolo ny toeranao aloha tsisy intsony raha izany fa mba miverena ny aty mbola tia aza ilaozana fa tsy mahatokana toy ny kamboty ilay voankazo niaraha-namboly aza avela ho lo ndao iarahana mioty fa tondrahana haniry fitiavana toy ny taloha na dia nisy aza ny ady vao may aza ireny namatotra atsika tsy natao hatapaka tady nanamafy ilay voady, hoe tsy isaraka intsony izahay mandrakizay raha nisy hadisoana nataoko tsy hamerina intsony fa izao aho izao fay alahelo no mameno ny andro fa nilaozan'izany olo-tiana tsisy intsony ny anjara maso, andro maloka feno hakiviana tsy mahavita mamindra fa mora mianjery ny tenako avy mba tantano tsy mahinana intsony aho na iray sotro kely malala fa avia mba fahano. Efa zatra nisy anao ka nanjary nangina irery mba miangavy raha azo atao miverena aza avela ho very fa sarotra amiko ny hanadino ireo lasa tsy tantiko ny ahita anao eny an-kafa tsy mahasaraka anao, fa hanaraka anao dia fitia vaovao no omeko anao tsy mahasaraka anao, tsy mahasaraka anao, "skaiz" de agrad skaiz "johane" de pazzapa kids
Comments (0)